Vohémar Antique

Vohémar Antique "Vohémar Antique dia pejy natokana ho an'ny tantara sy sary avy amin'ny tahiry(archives) momba ny tantaran'i Madagasikara.

Ny tanjony dia ny hitehirizana ny fahatsiarovana ny tantara fahiny mba tsy ho adino ny taranaka fara mandimby.

22/10/2025

TOKONY SOLOANA TSISY ATAK'ANDRO IO PREFET NY ANTANANARIVO IO.

MISY INONA???  VAOVAO MAIKA May ny ala eny amin’ny tanety manodidina an lapam-panjakana eny Ihavoloha eny amizao fotoana...
22/10/2025

MISY INONA??? VAOVAO MAIKA
May ny ala eny amin’ny tanety manodidina an lapam-panjakana eny Ihavoloha eny amizao fotoana izao.

Mila mandray fepetra hentitra ny fitondrana miaramila fa misy mitady anao zavatra hafahafa. Tsy tonga tonga hoazy izao loza izao.

22/10/2025

🇲🇬 RAHA TIANTSIKA ANDROSO I MADAGASIKARA, DIA MILA MIALA AMINY CENTRALISME

Efa an-taonany maro izay no nibahanan’ny rafitra “centralisé” ny fitondrana eto Madagasikara — rafitra izay manangona ny fahefana sy ny fanapahan-kevitra rehetra ao Antananarivo.
Io fomba io, sisa tavela tamin’ny rafitra navelan’ny fanjanahantany, dia lasa sakana lehibe amin’ny fandrosoana mitovy isam-paritra.

Hatramizao dia tsy mbola nisy voasambotra na natao fanadiadiana ireo mpitandro filaminana namono nahafaty an'i RIVALDO s...
22/10/2025

Hatramizao dia tsy mbola nisy voasambotra na natao fanadiadiana ireo mpitandro filaminana namono nahafaty an'i RIVALDO sy ireo tanora telo tany Antsiranana.

TRATRANY PIRATAGE VE  ?????????SA HIFINDRA AMIN'ILAY PEJY OFISIALY NY PRÉSIDENCE OFISIALY ?????Mahagaga fa nanjavona  ny...
22/10/2025

TRATRANY PIRATAGE VE ?????????SA HIFINDRA AMIN'ILAY PEJY OFISIALY NY PRÉSIDENCE OFISIALY ?????
Mahagaga fa nanjavona ny pejin'ny Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM

BURKINA FASO ( IBRAHIM TRAORE)Hiarahantsika mahalala fa fitondrana miaramila ny any Burkina Faso, fa izao hitantsika iza...
22/10/2025

BURKINA FASO ( IBRAHIM TRAORE)
Hiarahantsika mahalala fa fitondrana miaramila ny any Burkina Faso, fa izao hitantsika izao dia azo hisaina aminy rantsantana ireo miaramila mandrafitra ity gouvernement ity , ka teknisianina sivily lehilahy sy vehivavy no ankamaroany.

NANOLOTRA NY ZANANY HO ATAO MINISITRA I Kolo Lilahimahitsoambo.Zanako, bandy avy Anosibe An'Ala, tsy olon-dRavatomanga. ...
22/10/2025

NANOLOTRA NY ZANANY HO ATAO MINISITRA I Kolo Lilahimahitsoambo.
Zanako, bandy avy Anosibe An'Ala, tsy olon-dRavatomanga. Ingénieur financier, consultant efa 7 taona tao @ Boston Group Consulting international. Sady Gen Z io en plus. Maninona raha itony no natao praiministra?

Nalainy tompony ilay Groupe 250 kva nomeny filoha teo aloha Andry Rajoelina teny Votovorona.
22/10/2025

Nalainy tompony ilay Groupe 250 kva nomeny filoha teo aloha Andry Rajoelina teny Votovorona.

Tahoriany fidinan'ny Jeneraly BERNARDIN RAFIDISON teny amin'ny 13 Mai androany iny. OMEO NY HEVITRAO ( sans filtre)TOKON...
22/10/2025

Tahoriany fidinan'ny Jeneraly BERNARDIN RAFIDISON teny amin'ny 13 Mai androany iny.
OMEO NY HEVITRAO ( sans filtre)
TOKONY HIDINA ENY AMIN’NY 13 MAI VE NY JENERALY ?????

SOSO-KEVITRA HO MINISITRA ( tohizo amin’ny commentaires)Éducation : Laza RazafiarisonFinance : Serge Imbeh JovialKolonts...
22/10/2025

SOSO-KEVITRA HO MINISITRA
( tohizo amin’ny commentaires)

Éducation : Laza Razafiarison
Finance : Serge Imbeh Jovial
Kolontsaina : Jaojoby
Agriculture : Patrick Raharimanana
Énergie : Betina Bruno (UNDD)
Justice : Fanirisoa Erinaivo
A Étrangère : Rado Rafalimanana
Jeunesse et sport : Michael influenceur
Travail : BABA
Mine: Brice Randrianasolo
Population : Clémence

alatsaho anaty com's ny hevitrao

22/10/2025

TONGAVA SAINA RY MALAGASY
MIFOAZA DIA AZA MANAIKY AMBAKAINA

NANOME FEPOTOANA IRAY VOLANA MBA AZAHOANA VOKATRARaha ny vaovao hitao ao amin’ny pejy Zoom mdg dia nanome fe-potoana ira...
22/10/2025

NANOME FEPOTOANA IRAY VOLANA MBA AZAHOANA VOKATRA
Raha ny vaovao hitao ao amin’ny pejy Zoom mdg dia nanome fe-potoana iray volana hoan'i Praiminisitra vaovao ny Kolonely Michaël Filoham-panjakana. Ka niteny izy hoe: « Nosoratako tamin’ny taratasy A4 ny fanendrena azy, dia hoesoriko amin’ny taratasy A4 koa raha ilaina »

Source : pejy🗞Zoom mdg
1er commentaire

Address

Vohemar

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vohémar Antique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Museum

Send a message to Vohémar Antique:

Share

Category