Vovico Toamasina

Vovico Toamasina Vovico (vokatra vita amin'ny coco): bonbon coco, huile coco, Chips coco, farine coco, confiture coco, boost capillaire

🥂 Bonne Année 2026Que cette année vous apporte le meilleur 🍀✨
31/12/2025

🥂 Bonne Année 2026
Que cette année vous apporte le meilleur 🍀✨

Ho fankalazana ity Noël ity dia faly izahay ato am vovico miarahaba sy misaotra ❤️🙏 ireo mpanjifa rehetra,🤝 ireo mpiara-...
25/12/2025

Ho fankalazana ity Noël ity dia faly izahay ato am vovico miarahaba sy misaotra ❤️
🙏 ireo mpanjifa rehetra,
🤝 ireo mpiara-miasa ny vokatry ny Vovico,
ary 🌍 ny olona rehetra izay nanohana anay hatrany.
🎁 Mirary Noël feno: ✨ fifaliana
✨ fitiavana
✨ fahombiazana
✨ ary fiadanam-po ho anareo sy ny fianakavianareo rehetra.
💫 Mankasitraka indrindra amin’ny fitokisana sy ny fiaraha-miasa.
🎅 Noël sambatra ho antsika rehetra! 🎄❤️

🌿 VOVICO – HUILE PRESSÉE À FROID 🌿✨ Kalitao avo, voajanahary 100% ✨🥥Mitady huile coco tsara ho an’ny fahasalamana, sakaf...
14/12/2025

🌿 VOVICO – HUILE PRESSÉE À FROID 🌿
✨ Kalitao avo, voajanahary 100% ✨

🥥Mitady huile coco tsara ho an’ny fahasalamana, sakafo sy fikarakarana vatana ve ianao?
👉 VOVICO : 🥥Huile pressé à froid no vahaolana!🥥

🔥 PROMOTION SPÉCIALE volana DÉCEMBRE 🔥
🎁 Vidiny mihena – fotoana voafetra!
⏳ Aza adino, manararaotra dieny mbola misy!

💚 Tsara ho an’ny: ✔️ Fahasalamana
✔️ Fikarakarana hoditra sy volo
✔️ Fampiasa isan’andro amin' sakafo

📍 Boutique : La Fabrique
🏬 Showroom : PEJAA TOAMASINA
📦 Mandray commande
🚚 Mandefa any amin’ny faritra rehetra

📞 Contact :
☎️ 034 96 136 99
☎️ 032 71 316 60
👉 Mifandraisa dieny izao, aza avela handalo ny promo! 💥✨

🌴 VOVICO – Vokatra vita amin’ny Coco 100% Naturel! 🌴👉 Farine de Coco – malefaka, mahasalama, ary maro ny fampiasana!🤍 In...
11/12/2025

🌴 VOVICO – Vokatra vita amin’ny Coco 100% Naturel! 🌴
👉 Farine de Coco – malefaka, mahasalama, ary maro ny fampiasana!

🤍 Inona no azonao ampiasana azy?
Fanendasana m**o, biscuit, crêpes
Ampiana jus, yaourt na smoothie
Lafarinina manankarena fibre ho an’ny sakafo maivana sy équilibré
💚 Vokatsoa ho an'ny vatana :
Manampy amin'ny digestion
Ambany gluten
Be fibre sy protéines
Mampihena haingana ny fahazaran–mihinana mihoatra (satiété)
📍Boutique La Fabrique
Showroom PEJAA Toamasina
📞 Mila fanazavana na commande?
👉 034 96 136 99 / 032 71 316 60

🌿 VOVICO – Ny tsiron’ny coco, ho an’ny fahasalamana sy ny tsikinao! 🌿

01/12/2025
🙏 Misaotra betsaka ry mpanjifa n'y vokatry vovico🥥 !Tena feno fankasitrahana izahay tamin'ny fandraisan’anjaranareo sy n...
01/12/2025

🙏 Misaotra betsaka ry mpanjifa n'y vokatry vovico🥥 !
Tena feno fankasitrahana izahay tamin'ny fandraisan’anjaranareo sy ny fahatokisanareo ny VOVICO – vokatra avy amin’ny voanio nandritra ny Foire Toam’ketrika 6ème édition teny amin’ny Stade ARENA Toamasina.

Ny herin’ny voanio, natao ho tombontsoan’ny fianakaviana tsirairay, dia tsy ho vita raha tsy teo ianareo! 🌴💚
👉 VOVICO dia misokatra amin’ny fiaraha-miasa ho an’ireo mpivarotra, orinasa, na fikambanana te hitondra vokatra mahasalama sy voajanahary ho an’ny mpanjifa.
☎️ Mifandraisa aminay raha te hiara-hiasa na te hividy mivantana! 0349613699/0327131660.
Mankasitra Topoko oooh🥰 !!

🌴 MISY AO @ FOIRE TOAM'KETRIKA 6ème ÉDITION!📍 Stade ARENA – ToamasinaTongava mitsidika ny stands-nay n°36 ary ankafizo i...
29/11/2025

🌴 MISY AO @ FOIRE TOAM'KETRIKA 6ème ÉDITION!
📍 Stade ARENA – Toamasina

Tongava mitsidika ny stands-nay n°36 ary ankafizo ireo vokatra 100% à base de coco! 🥥✨

🛍 Izay atolotray :
• Chips coco misy tsiro fangaro isan-karazany
• Bonbons coco matsiro
• Farine de coco
• Huile de coco pressé à froid
• Huile de coco pressé à chaud
• Bol de noix de coco vita tanana

🔥 PROMO MANOKANA FOIRE !
👉 Chips coco – fihenam-bidy rehefa mividy amin’ny kilos
👉 Huile de coco – fihenam-bidy rehefa mividy amin’ny litre

Aza tara! Avia mahita sy manandrana 😍
📞 Contacts : 034 96 136 99 / 032 71 316 60
🏬 Boutique : La Fabrique
🏢 Showroom : PEJAA

🌴 VOVICO @ FOIRE TOAM’KETRIKA – ANDRO FAHA-2 ! 🌴Tongava mitsidika anay eto amin’ny Stade ARENA Toamasina 😍🔥 Ireto avy ny...
28/11/2025

🌴 VOVICO @ FOIRE TOAM’KETRIKA – ANDRO FAHA-2 ! 🌴
Tongava mitsidika anay eto amin’ny Stade ARENA Toamasina 😍

🔥 Ireto avy ny chips coco malaza be:
🥥🍌 Coco Banane
🥥❤️ Coco Betterave
🥥🍍 Coco Ananas
🥥🌶️ Coco Gingembre
🥥🍫 Coco Choco

➕ Misy varotra en KILO ihany koa mandritra ny foire !

🛢️ Huile de coco :
• Pressé à froid
• Pressé à chaud ( manao promotion koa izahay mandritra ity foire ity)
🍩Bonbons coco🥥
🥥 Bol de noix de coco 😍

🌾 Farine de coco ihany koa misy e !

📞 Contacts : 034 961 36 99 / 032 713 16 60
👉 Mandrosoa e, mankasitraka e ! 🌺✨

⭐ – VOVICO @ TOAM’KETRIKA 2025  ETO TOAMASINA ⭐🎉 VOVICO tonga eny @ Foire Toam’ketrika 6ème édition! 🎉Miandry anao ny CH...
20/11/2025

⭐ – VOVICO @ TOAM’KETRIKA 2025 ETO TOAMASINA ⭐

🎉 VOVICO tonga eny @ Foire Toam’ketrika 6ème édition! 🎉
Miandry anao ny CHIPS COCO 100% NATURAL amin’ireo saveur miavaka natao ho an’ny mpankafy tsiro tropikaly!
👉 Azo vidiana AMIN’NY KILOS mandritra ny foire!

🥥 IZAO NO HO HITANAO ENY AMIN’NY STAND VOVICO :

🌿 Chips Coco Nature
🍍 Chips Coco Ananas
🍌 Chips Coco Banane
🍫 Chips Coco Choco
🫚 Chips Coco Gingembre
🫐 Chips Coco Betterave

✔ Tsy misy conservateur
✔ 100% coco malagasy
✔ Tsiro vaovao, maivana, matsiro!

📍 Aiza?
Toam’ketrika – 6ème édition, Toamasina

🗓 Rahoviana?
27 – 28 – 29 Novambra 2025

🎁 Tsy azo adino:
Vidiny miavaka mandritra ny foire.
Fihenam-bidy manokana ho an’ny mpividy betsaka

Degustation MAIMAIMPOANA eny an-toerana

💬 Tongava mitsidika ny stand VOVICO, misafidiana ny tsironao ary ento an-trano amin’ny kilos!

VOVICO – Ny tsiron’ny voanio Malagasy, novokarina am-pitiavana❤️🥥🌴.

0349613699/ 0327131660

🌴 VOVICO – Huile de Coco Naturelle 🌴Foire Toam'ketrika 6ème Édition – ToamasinaTongava mitsidika ny stand-nay ao amin’ny...
20/11/2025

🌴 VOVICO – Huile de Coco Naturelle 🌴
Foire Toam'ketrika 6ème Édition – Toamasina

Tongava mitsidika ny stand-nay ao amin’ny Stade ARENA Toamasina amin’ny 27–28–29 Novambra 2025 🤩
Misy fiainambidy manokana mandritra ny foire !
---
🧴 Huile de Coco – Pressée à Froid (Vovico Premium)

✔ 1 Litre : 100 000 Ar → 90 000 Ar
✔ Raha mividy mihoatra ny 3 Litre : 85 000 Ar / Litre

🔥 Huile de Coco – Pressée à Chaud

✔ 1 Litre : 60 000 Ar → 45 000 Ar
🌟 Maninona no misafidy VOVICO ?

✔ 100% coco naturel
✔ Vita malagasy, kalitao avo
✔ Mahasoa ny volo & hoditra
✔ Tsara amin’ny fahandro sy ny sakafo
---
🤝 Aza adino ny mitsidika anay !

Hisy tolotra manokana sy tombontsoa ho an’ireo mpividy maro.

VOVICO – Kalitao voajanahary ho an’ny fahasalamanao. 🌿
0349613699/ 0327131660

🌴 Goûtez à la saveur authentique du coco avec VOVICO ! 🥥Découvrez notre gamme 100% naturelle et locale à base de noix de...
06/11/2025

🌴 Goûtez à la saveur authentique du coco avec VOVICO ! 🥥

Découvrez notre gamme 100% naturelle et locale à base de noix de coco :
✨ Chips de coco – croquantes et saines, parfaites pour vos petites faims !
✨ Farine de coco – idéale pour vos pâtisseries et recettes sans gluten 🍰
✨ Bonbons coco – un vrai retour en enfance avec le goût doux et fondant du coco 🍬
✨ Huile de coco pressée à froid et à chaud – pour la cuisine, la beauté et le bien-être 🌿
✨ Confiture de coco – onctueuse et délicieusement exotique 🥄

📍 Retrouvez tous ces produits chez La Boutique La Fabrique et au Showroom PEJAA à Toamasina.
📞 Contactez-nous au 034 96 136 99 pour plus d’informations ou pour passer votre commande.
🥥 VOVICO – Le goût pur du coco malgache ! 🇲🇬

Vovico mandray anjara am' Foire Toam'ketrika 6eme édition ao Stade ARENA Toamasina.
06/11/2025

Vovico mandray anjara am' Foire Toam'ketrika 6eme édition ao Stade ARENA Toamasina.

🌟 FOIRE TOAM’KETRIKA – 6ᵉ ÉDITION 🌟
📅 Du 27 au 29 novembre 2025
📍 Parking du Stade ARENA Sport– Toamasina

🎯 Une expérience unique dédiée à l’entrepreneuriat, à l’innovation et à la créativité malgache !

💡 AU PROGRAMME :
✨ Expositions et stands thématiques (entrepreneuriat, gastronomie, artisanat, insertion professionnelle…)
🎤 Conférences et panels inspirants
🏆 Concours Zah’Miketrika – valorisation des projets innovants
🎶 Animations culturelles, Zumba, concerts, démos culinaires
💼 Ateliers de recrutement, coaching CV & rencontres entreprises
Gastronomie & cuisine

📞 Contactez-nous :
📍 La Fabrique – Face à Hôpital Kely, derrière Hôtel Nica
📱 +261 38 65 058 77/ +261 33 42 924 05
📧 [email protected]
📘 Facebook : La Fabrique Tamatave

💬 Ne manquez pas cette opportunité de visibilité, d’échanges et de business !
👉 Les inscriptions sont ouvertes réservez vite votre stand !

Address

2 Rue Richelieu
Toamasina
501

Telephone

+261349613699

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vovico Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Museum

Send a message to Vovico Toamasina:

Share