Pensily community 110

Pensily community  110 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pensily community 110, Antsirabe.

Ity pejy ity dia noforonina manokana hoan'ireo mpiangaly sy mpankafy zava-kanto seho anjery , Fikambanan'ny mpanao sary eto antsirabe � fampirantiana sanganasa sy fizarana torohevitra malalaka

Akory aby ndray isika mpanaraka ny pejy Indro ary hozaraina amintsika ity portrait nataon'i Sit's RAN ity             🔵P...
23/12/2023

Akory aby ndray isika mpanaraka ny pejy
Indro ary hozaraina amintsika ity portrait nataon'i Sit's RAN ity
🔵Portrait de MICHAEL B JORDAN

◽Matériels : Graphite 3 et 6b , charcoal , pierre noir 3b , gomme mie de pain , estompe
◽Durée⏱: 2 jours
◽sur papier canson
◽Format : A4

🇲🇬Sit'S RAN

#2023

Rapitso ny farany  exposition ataon'i Tina Nekena ity✏
17/02/2023

Rapitso ny farany exposition ataon'i Tina Nekena ity✏

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy ✨              ⚪ Dessin portrait ▪ Matériels : crayon graphite , gomme , cot...
20/01/2023

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy ✨

⚪ Dessin portrait

▪ Matériels : crayon graphite , gomme , coton
▪ sur cahier de dessin

Agnès🔹

01/10/2022

Bon lundi les gens...✍🏽✍🏽

pourquoi je dessine jamais les filles!!?🤧😅j sais pas😅mais voilà 💁🏽‍♂️✍🏽

Manakaiky ny manasaka ny tontoloandro eh!☺️Biby 🐅 , ©️Art an'i ʚʆɞ Ainaʬɸʬ✓ Bristol A4✓crayon B,8B, pierre noire ✏️••••
09/09/2022

Manakaiky ny manasaka ny tontoloandro eh!☺️

Biby 🐅 ,
©️Art an'i ʚʆɞ Ainaʬɸʬ
✓ Bristol A4
✓crayon B,8B, pierre noire ✏️




Miarahaba👋 Sangan'asa na tanora iray manatalenta indray no ho zaraintsika androany 〽️©️Sary nataon'i 𝘼𝙡𝙚𝙭𝙞𝙖 𝙚 ✏️ ✓suppor...
09/09/2022

Miarahaba👋

Sangan'asa na tanora iray manatalenta indray no ho zaraintsika androany 〽️

©️Sary nataon'i 𝘼𝙡𝙚𝙭𝙞𝙖 𝙚 ✏️

✓support : cahier de dessin 📗
✓Graphite , coton , gomme ◻️✏️





Salama e😊              🔵Portrait d' Albert Einstein    ◽Matériels : Graphite 3 et 6b , charcoal , gomme    ◽Durée⏱:  3 j...
26/06/2022

Salama e😊

🔵Portrait d' Albert Einstein

◽Matériels : Graphite 3 et 6b , charcoal , gomme
◽Durée⏱: 3 jours
◽sur papier bristol
◽Format : A4

🇲🇬Sit'S RAN

Miarahaba e😊              ⚪ Dessin portrait ▪ durée⏱,9: environ 45 ▪ Matériels : crayon graphite , gomme , coton ▪ sur c...
23/06/2022

Miarahaba e😊

⚪ Dessin portrait

▪ durée⏱,9: environ 45
▪ Matériels : crayon graphite , gomme , coton
▪ sur cahier de dessin

🇲Alexia Elianeane🔹

👴Andriamanantena Georges na inRADO mpanoratra sy manana ny maha izy azy , ✏️Sary nataon'i ʬɸʬny Lainaʬɸʬ ⚒️Sary natao ta...
15/06/2022

👴Andriamanantena Georges na inRADO
mpanoratra sy manana ny maha izy azy ,

✏️Sary nataon'i ʬɸʬny Lainaʬɸʬ
⚒️Sary natao tamin'ny : fusain sy taratasy bristol A4

Tsarahariva daholo indray e😁🤝Ho famerenana ny fiarahana indray izay ela izay dia ity sanganasan'i EdEddyh NambinintsoaaE...
15/06/2022

Tsarahariva daholo indray e😁

🤝Ho famerenana ny fiarahana indray izay ela izay dia ity sanganasan'i EdEddyh NambinintsoaaEddyh Nambinintsoaty no zaraina amintsika indray ✅

Lohateny : tovovavy kely
Charcoal soft / taratasy tsotra A5

Raha te hanao sary ohatra izao ianao , na liana amin'ny fanaovan-tsary sy te hianatra , ary koa hifampizara amin'ireo tanora eto Antsirabe , dia afaka mandray anao foana ny PePensily CommoPensily Comm

Miarahaba e!Ity indray no challenge antsika amin'ity volana jona ity. Natao ankizy satria fetin'ny ankizy ny volana Jona...
03/06/2022

Miarahaba e!
Ity indray no challenge antsika amin'ity volana jona ity. Natao ankizy satria fetin'ny ankizy ny volana Jona e😊😊
Amin'ny 24 jona izao no fara fanaterana ny challenge ka samia mandefa izay vita ao amin'ny pejy na ao amin'ny compte Pensily Comm

Dia tsy adino koa fa misy atelier (kotrana) isika rahampitso ariva amin'ny 01ora sy sasany ao amin'ny SIMPHONIE BEVONIKAZO
Manasa antsika rehetra izay afaka fa ifampizara traikefa isika😊😊

03/06/2022

Salama Daholo 😊
ialana tsiny noho ny fikorontanana kely dia averinay ho alefa eto daholo ilay sary ,
Manksitraka antsika hatrany nandray anjara🙏

Address

Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 07:00 - 21:30
Tuesday 07:00 - 21:30
Wednesday 07:00 - 21:30
Thursday 07:00 - 21:30
Friday 07:00 - 21:30
Saturday 06:00 - 21:30
Sunday 07:00 - 21:30

Telephone

+261348986941

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pensily community 110 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share