15/01/2026
Very olo-manga ny Asa tanana Malagasy
Mankasitraka azy nanohana ny mpanao Asa tanana
Mandria am-piadanana Président 🕊️
Vahotra ny lela, tankina tanteraka.
Amin 'alahelo lehibe no ampandrenesanay antsika
fa ny Filohan' ny fikambanana amperin'asa
CMA Analamanga Mahafaly Creation RANAIVO Tefy dia nandao antsika.
Andry ampiadanana anie izy 😢