Kolejy Teolojika Santa Paoly Ambatoharanana - Pejy Ofisialy

Kolejy Teolojika Santa Paoly Ambatoharanana - Pejy Ofisialy Toeram-panomanana ho an'ireo hiroso amin'ny Filaharana Masina eo anivon'ny Fiangonana Anglikana niorina ny taona 1878.

Anisan’ireo vakoka manan-tantara eto Madagasikara ihany koa ny eto Ambatoharanana, ary toerana mitahiry ireo arsivan'ny fiangonana.

Fotoam-pivavahana fanombohana fotoam-pianarana. Kolejy teolojika Santa Paoly Ambatoharanana.Ireo mpianatra kolejy miarak...
20/10/2026

Fotoam-pivavahana fanombohana fotoam-pianarana. Kolejy teolojika Santa Paoly Ambatoharanana.
Ireo mpianatra kolejy miaraka amin'ny Klerje.

βœ¨π‘¨π’›π’‚ π’‰π’‚π’…π’Šπ’π’ π’π’š π’Žπ’Šπ’•π’π’π’…π’“π’‚ π’‡π’‚π’‰π’‚π’•π’”π’Šπ’‚π’“π’π’—π’‚π’π’‚ π’Œπ’†π’π’š π’Žπ’π’…π’š 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒇𝒂 π’‚π’—π’š π’Žπ’Šπ’•π’”π’Šπ’…π’Šπ’Œπ’‚ 𝒆𝒕𝒐 π’‚π’Žπ’Šπ’'π’π’š 𝑴𝒐𝒛𝒆𝒂𝒏'π’π’š π‘²π’π’π’†π’‹π’š 𝒉𝒐 𝒇𝒂𝒏𝒐𝒉𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 π’π’š π’‡π’Šπ’Œπ’‚...
15/10/2026

βœ¨π‘¨π’›π’‚ π’‰π’‚π’…π’Šπ’π’ π’π’š π’Žπ’Šπ’•π’π’π’…π’“π’‚ π’‡π’‚π’‰π’‚π’•π’”π’Šπ’‚π’“π’π’—π’‚π’π’‚ π’Œπ’†π’π’š π’Žπ’π’…π’š 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒇𝒂 π’‚π’—π’š π’Žπ’Šπ’•π’”π’Šπ’…π’Šπ’Œπ’‚ 𝒆𝒕𝒐 π’‚π’Žπ’Šπ’'π’π’š 𝑴𝒐𝒛𝒆𝒂𝒏'π’π’š π‘²π’π’π’†π’‹π’š 𝒉𝒐 𝒇𝒂𝒏𝒐𝒉𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 π’π’š π’‡π’Šπ’Œπ’‚π’“π’‚π’Œπ’‚π’“π’‚π’π’‚ π’π’š 𝒕𝒐𝒆𝒓𝒂𝒏𝒂. ✨

Manasa antsika rehetra hatrany hitsidika ny mozeantsika eto Ambatoharanana mba hahafantatra bebe kokoa ny tantara ary ha...
14/10/2026

Manasa antsika rehetra hatrany hitsidika ny mozeantsika eto Ambatoharanana mba hahafantatra bebe kokoa ny tantara ary hampita izany amin’ny taranaka.

(MusΓ©e de l'Γ©glise Anglicane de Madagascar on Google: https://share.google/dSVId5Pwb7vFFjU0f)

01/10/2026
πŠπŽππ…πˆπ‘πŒπ€ππƒπ€ πŠπ€π“π„πƒπ‘π€π‹π˜ 𝐒𝐓 𝐋𝐀𝐔𝐑𝐄𝐍𝐓 π€πŒππŽπ‡πˆπŒπ€ππŽπ‘πŽ-π€π§ππ’πšπ§π² "π€ππ“π’πŽ"Tonga nitsidika ny Fiangonana Santa Paoly Ambatoharanana sy...
13/07/2026

πŠπŽππ…πˆπ‘πŒπ€ππƒπ€ πŠπ€π“π„πƒπ‘π€π‹π˜ 𝐒𝐓 𝐋𝐀𝐔𝐑𝐄𝐍𝐓 π€πŒππŽπ‡πˆπŒπ€ππŽπ‘πŽ-π€π§ππ’πšπ§π² "π€ππ“π’πŽ"

Tonga nitsidika ny Fiangonana Santa Paoly Ambatoharanana sy ny Kolejy Teolojika Santa Paoly Ambatoharanana ny KONFIRMANDA tao amin'ny Katedraly Santa Laurent Ambohimanoro notarihan'i Herihasina Ratsimba Ramarosandratana (Katekista) ny Alahady 12 Jolay 2026.
Mandalina ny tantaran'ny Anglikanisma sy fampiharana.
Mankasitraka azy ireo.

‼️Tongava ianareo izay efa nilaza namandrika fotoana ary faly mandray izay maniry hitsidika‼️
Ad Majorem Dei Gloriam.

11/07/2026
𝐅𝐀𝐇𝐀-70 π“π€πŽππ€ ππ€ππ€πŒπ€π’πˆππ€ππ€ 𝐍𝐘 π„π•π„πŠπ€ πŒπ€π‹π€π†π€π’π˜ π•πŽπ€π‹πŽπ‡π€ππ˜Efa nanomana olona teratany ny misionera mba hahaleotena ny Anglik...
14/06/2026

𝐅𝐀𝐇𝐀-70 π“π€πŽππ€ ππ€ππ€πŒπ€π’πˆππ€ππ€ 𝐍𝐘 π„π•π„πŠπ€ πŒπ€π‹π€π†π€π’π˜ π•πŽπ€π‹πŽπ‡π€ππ˜

Efa nanomana olona teratany ny misionera mba hahaleotena ny Anglikana Malagasy. Anisan’izany ny lafiny fampiofanana klerje Malagasy teto Ambatoharanana. Ny taona 1955 no nifidianana Eveka mpanampy teratany, ka nasaina nifidy olona 3 ny klerje sy komitin'ny synoda hifidianan'ny Arsevekan’i Canterbury. Ka voafidy tamin’izany I Mgr Jean Marcel. Nohamasinina tao amin’ny Chapelle-ny Lapan’i Lambeth izy ny 11 Jona 1956.
Andro lehibe sy manandanja tokoa izany andro izany, izay 70 taona amin'ny ity taona ity.

Ad Majorem Dei Gloriam.

https://www.madatana.com/tombeau-ambatoharanana.php
14/06/2026

https://www.madatana.com/tombeau-ambatoharanana.php

CollΓ¨ge de thΓ©ologie de St Paul : la formation de tous les prΓͺtres se fait sur Ambatoharanana pour les 5 diocΓ¨ses de Madagascar,directeurs du rectorat depuis sa crΓ©ation, chronologie de l'anglicanisme dans l'ocΓ©an indien et Γ  Madagascar

https://www.facebook.com/share/18sETCAd5V/
12/06/2026

https://www.facebook.com/share/18sETCAd5V/

I am so blessed to be sitting at the feet of Michael Reeves today as he teaches about biblically faithful shepherding.
I’m also blessed to be here with these students and clergy from the Diocese of Antananarivo.

11/06/2026

FIFANINANA SARY FAMANTARANA 130 TAONA

Amin'izao fankalazana ny faha 130 taona naha Martiora an'i ABELA BOTO ,fifaliana hoanay komity Nasionaly no maneho etoana ny Vokatra ny fifaninana ny SARY FAMANTARANA na Logo izay voasafidy tamin'ireo rehetra izay nandray anjara.

Koa indro aseho hoantsika izany mba hoentintsika miaraka mankalaza an'Andriamanitra noho ny faha 130 taona.
Marihina fa ho antsika rehetra hampiasa ity marika ity dia mila mahazo alΓ lana avy amin'ny Komity Nasionaly.

Tsiahivina fa raha sitrapon'ny Tompo dia any Mahanoro isika rehetra hiaraka hisaotra an'Andriamanitra noho izany fotoan-dehibe eo amin'ny Eklesia Episkopaly Malagasy izany.

Ento ambavaka ny fanomanana izay atao rehetra na eo anivon'ny Foibe Eklesia Episkopaly Malagasy na eo anivon'ny Diosesy Toamasina izay mampiantrano antsika.


Address

Kolejy Santa Paoly Ambatoharanana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kolejy Teolojika Santa Paoly Ambatoharanana - Pejy Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category