Cultural & Development Center - Tokontany Be Malagasy

Cultural & Development Center - Tokontany Be Malagasy CDC dia ivon-toerana entina manome lanja ny mpikambana ato amin’ny fikambanana TBM.

Salama!🇲🇬ARY RAHA ISAN'IREO TOMPON'ANTOKA AMIN'NY FANAVAOZANA IANAO?Tokontany Be Malagasy dia nametraka ivotoerana ho an...
08/10/2026

Salama!🇲🇬
ARY RAHA ISAN'IREO TOMPON'ANTOKA AMIN'NY FANAVAOZANA IANAO?
Tokontany Be Malagasy dia nametraka ivotoerana ho an'ny fampandrosoana ahafahan'ireo maman-talenta, manana fahaizana manokana sy nianarana ary ireo manana fitiavana amin'ny ataony manatanteraka sy miaina amin'izany. 🥰

Tsy vita irery anefa ny tetik'asa toy izany, mahatonga anay misokatra amin'ny rehetra.

Ny fomba fanampiana entinao na arabola, na ara-pitaovana, na ara-teknika, sns dia tsy manampy toerana fotsiny ihany.
Fa manampy ihany koa :
- manohana talenta
- mamorona ho avy
- mandray anjara amin'ny fampandrosoana an'i Madagasikara

Midira MP ary na antsoy ny 034 50 456 24 / 037 28 026 34 (WhatsApp)

ET SI VOUS DEVENIEZ UN ACTEUR DU CHANGEMENT ? 🇲🇬

À travers le Cultural & Development Center - Tokontany Be Malagasy, Tokontany Be Malagasy - Pejy ofisialy construit un espace où les talents peuvent être révélés, où les compétences peuvent être développées et où de nouvelles opportunités peuvent naître.

Mais un projet comme celui-ci ne se construit pas seul.

Nous ouvrons aujourd’hui notre campagne de recherche de partenaires.

Nous recherchons des :

🏢 Entreprises
🏦 Banques et institutions financières
📱 Entreprises technologiques et télécoms
🌱 Fondations et organisations RSE
🏨 Hôtels et acteurs du tourisme
🎓 Institutions et organismes de formation
🤝 ONG et associations
🌍 Ambassades et partenaires internationaux
👥 PME, entrepreneurs et membres de la diaspora

Votre contribution peut être financière, matérielle, technique, logistique ou stratégique.

Chaque partenaire peut contribuer à sa manière.

Parce que soutenir le CDC-TBM, ce n’est pas simplement soutenir un centre.

C’est investir dans des talents.
C’est créer des opportunités.
C’est participer à la construction de Madagascar. 🇲🇬

📩 Vous souhaitez devenir partenaire ?

Écrivez-nous en message privé ou contactez-nous directement.

034 50 456 24 / 037 28 026 34 (WhatsApp)

Révéler les talents. Créer des opportunités. Construire Madagascar.

Tokontany Be Malagasy - Mandarin
Tokontany Be Malagasy - Kolotsaina
Fijery Malagasy
Tokontany Be Malagasy - Academy
Tour Be Mada

Ho fanomanana ny EXPO VENTE PRIVÉ : VETSON’NY BE ART dia hafaliana ho anay ny manolotra ny MPANAKANTO VOALOHANY :KaMi du...
08/10/2026

Ho fanomanana ny EXPO VENTE PRIVÉ : VETSON’NY BE ART dia hafaliana ho anay ny manolotra ny MPANAKANTO VOALOHANY :
KaMi du Labora tout Art

Iza ilay mpanakanto ao ambadik’ity tontolon’ny Art Recyclage ity? ♻️

Fantaro i kaMi, mpanakanto Malagasy multidisciplinaire izay mamolavola ny zavakanto amin’ny alalan’ny fomba fijery miavaka sy feno famoronana.

🎨 Art plastique
🖌️ Peinture
🏙️ Graffiti
♻️ Art Recyclage

Avy amin’ny harena ara-kolontsaina Malagasy sy ny fahasamihafan’ny zavakanto no iavian’ny aingam-panahiny.

Ho an’i kaMi, tsy zavatra ariana fotsiny ireo zavatra efa nampiasaina. Mety mbola ho lasa fitaovana hamoronana, hanehoana hevitra ary hitantarana tantara izy ireny.

Ao anatin’ity ART EXPO PRIVÉE – Ventson’ ny Be_art ity dia hitantsika amin’ny fomba hafa ny fifandraisan’ny zavakanto, ny famoronana ary ny zavatra efa nampiasaina.

✨ Tsy mijery zavakanto fotsiny isika.
Fa mijery izao tontolo izao amin’ny maso hafa.

📍 QG Tokontany Be Malagasy – Cultural & Development Center - Tokontany Be Malagasy
📅 Samedi 19 Septembre 2026
⏰ 15h – Vernissage
🎨 Peinture & Sculpture

🎟️ Entrée sous réservation

👉 Araho hatrany ny pejy Tokontany Be Malagasy - Pejy ofisialy sy Tokontany Be Malagasy - Academy ary Tokontany Be Malagasy - Kolotsaina hahafantaranao bebe kokoa momba ireo mpanakanto sy ny expo.

kaMi — Artiste multidisciplinaire • Art Recyclage

Salama   🇲🇬Milaza foana isika hoe mila ovaina ny toe-tsaina. 🥰Fa toe-tsaina inona aloha? 🤣Mety samy manana ny ho lazainy...
08/10/2026

Salama 🇲🇬

Milaza foana isika hoe mila ovaina ny toe-tsaina. 🥰
Fa toe-tsaina inona aloha? 🤣

Mety samy manana ny ho lazainy isika fa raha ny anay manokana angamba dia ilay toe-tsaina manaratsy sy manambany ny zavatra VITA MALAGASY no tokony ovaina voalohany.🧐

Toa Rehefa tsy manome lanja anao mantsy ianao dia tsy asian’olona lanja. 😇😂

Dia eto izahay faly maneho fankasitrahana an’ny CultLab MDG manohana ny manan-talenta.

KaMi du Labora tout Art
ART RAOTY by Zongo Bilaky
Fijery Malagasy
Sweatie patch
Tokontany Be Malagasy - Mandarin
Tokontany Be Malagasy - Academy
Tour Be Mada
Tokontany Be Malagasy - Kolotsaina
Tokontany Be Malagasy - SPORT
Festival Z’ART AINA
ZARA AINA
Cultural & Development Center - Tokontany Be Malagasy
Tokontany Be Malagasy

https://www.facebook.com/share/1FQsrWE87G/?mibextid=wwXIfr

Mba Teneno ao amin’ny COMMENTAIRE hoe ny toe-tsaina mba tinareo ovaina! 😏

Fampirantiana hanehoana ny fahasamihafan'ny fomba fanehoan'ny artista ny kanto ankehitriny ny "Ventson'ny Be Art– Les chants et les cris de l'art et de la rue ». Hosokafana ao amin'ny ivon-toerana Tokontany Be Malagasy etsy Besarety ny tetikasa, rahampitso 19 septambra.

KaMi sy Zongo Bilaky ny artista hifarimbona amin'io fampirantiana io. Samy manana ny tontolony sy ny fomba famoronany, fa hifantoka amina lohahevitra hiraisana izy ireo, dia ny "zava-kanto hampiasaina ho fanehoan-kevitra sy fanentanana.

Mpisehatra amin'ny kanto marolafy. Havanana amin'ny hosodoko, ny graffiti, ny fampiasana akora mbola azo ahodina i KaMi. Torak'izany i Zongo Bilaky, sady mpitendry no artista manodina akora tsy miasa intsony ho zava-kanto.

"Tiana haseho amin'ny ranty fa afaka manana feo ny zava-kanto. Afaka mitantara, mampieritreritra sy manaitra ary manova fomba fijery", raha ny fanambaran'ny Tokontany Be Malagasy, mpikarakara ny hetsika.

Tsy toeram-pampirantiana fotsiny, fa sehatra velona ho an'ny kanto sy ny kolontsaina ny fisian'ny ivon-toerana hanehoana asa tanana mpanakanto etsy Besarety. Dingana iray hizorana amin'ny fananganana ny TBM Cultural & Development Center, iray amin'ireo ivon-toeran'ny hetsika TBM amin'ny ho avy ny fisian'ny toerana.

Niforona tamin'ny taona 2023 ny Tokontany Be Malagasy. Niainga tamin'ny vina hoe tsy ao ambanin'ny tany ihany ny harenan'i Madagasikara, fa eo ihany koa ny talenta sy fitiavana ary nofinofin'ny vahoaka. Tanjona ny hanohana ny talenta sy hampivondrona olona maro hanao zavatra ho an'ny firenena. Mikendry fampivelarana ny tanindrazana amin'ny alalan'ny talenta sy ny olona ao aminy ny Tokontany Be Malagasy.

Tokontany Be Malagasy - Pejy ofisialy

©️CultLAB MDG
📷 Tokontany Be Malagasy

Salama isika mianakavy! ❤️Tonga Ity ny fialan-tsasatra ka andao araraotina sady hampiala voly ny ankizy no hampitomboana...
03/07/2026

Salama isika mianakavy! ❤️

Tonga Ity ny fialan-tsasatra ka andao araraotina sady hampiala voly ny ankizy no hampitomboana ny fahaizany! 🔥

Ny fikambanana Tokontany Be Malagasy , Tokontany Be Malagasy - Pejy ofisialy sy ny rantsana Tokontany Be Malagasy - Mandarin dia faly manolotra anao :

🇨🇳MANDARIN KIDS🇨🇳

Ao anatin’ny programme:

✔ Mandarin fototra
✔ Kilalao sy activité
✔ Kolontsaina sinoa
✔ Fampivelarana fahatokisan-tena

⸻

👥 Groupe kely

⚠️ Toerana voafetra

📩 Soraty “YCT” amin’ny inbox raha mila fanazavana fanampiny na WhatsApp 0372802634

Miarahaba antsika mianakavy 🇲🇬Ny teny Anglisy no teny fampiasa voalohany eran-tany. ❤️Ankehitriny dia Faly Manasa anao i...
02/06/2026

Miarahaba antsika mianakavy 🇲🇬

Ny teny Anglisy no teny fampiasa voalohany eran-tany. ❤️

Ankehitriny dia Faly Manasa anao izahay hianatra izany GRATUIT.🥳

Mankasitraka an’i Paul Cutter, izay nitsidika an’i Madagasikara ary nanapa-kevitra ny hipetraka eto mba Hitondra fiovana tena izy.
Manolo-tena hampizatra antsika hiteny Anglisy.🥰

Miantsoa avy hatrany ny 0345045624 na ny 0372802634 (WhatsApp) raha te higoka izany tolotra izany.

Salama isika mianakavy ❤️🇲🇬Ho fisantarana ny Cultural & Development Center - Tokontany Be Malagasy an’ny fikambanana Tok...
29/05/2026

Salama isika mianakavy ❤️🇲🇬

Ho fisantarana ny Cultural & Development Center - Tokontany Be Malagasy an’ny fikambanana Tokontany Be Malagasy dia izahay manolotra PROMOTION amin’ny fianarana teny miaraka amin’ny Tokontany Be Malagasy - Mandarin

🚨 PROMOTION – HSK1 & HSK2

👉 Te hianatra Mandarin ve ianao?
👉 Sa te hampiakatra niveau?

Misokatra izao ny :
🎓 HSK1 (Débutants)
🚀 HSK2 (Niveau supérieur)

⸻

📚 HSK1

📅 Sabotsy : 9h–12h
📅 Lundi & Mardi : 13h–14h30

✔ Débutants acceptés
✔ Préparation HSK1

💰 150 000 Ar
(2 mois + inscription)
⸻

🚀 HSK2

📅 Lundi & Mardi : 14h30–16h
📅 Alahady : 9h–12h

✔ Conversation avancée
✔ Préparation examen HSK2

💰 200 000 Ar
(2 mois + inscription)

⸻

💻 Cours en ligne disponibles
🏠 Cours particuliers disponibles

⸻

👥 Toerana voafetra ho 10

⚠️ Groupe vitsy isa mba hiantohana vokatra

⛔ Rehefa feno dia mihidy ny inscription

📩 Soraty “HSK” amin’ny MP hiantohana ny toerana na antsoy haingana ny 0345045624 / 0372802634 (WhatsApp)

Miarahaba antsika   mianakavy 🇲🇬SAHIRANA MIFANDRAY AMIN'NY VAHINY IANAO?Midira ao amin’ny fianakavian’ny Tokontany Be Ma...
28/05/2026

Miarahaba antsika mianakavy 🇲🇬

SAHIRANA MIFANDRAY AMIN'NY VAHINY IANAO?

Midira ao amin’ny fianakavian’ny Tokontany Be Malagasy - Pejy ofisialy ✨🇲🇬
🎓 Tombontsoa ho an’ny mpikambana :
✅ Fampianarana teny Anglisy MAIMAIM-POANA 🇬🇧
✅ Fihenam-bidy manokana amin’ny saram-pianarana teny Mandarin 🇨🇳
✅ Fampandrosoana ara-kolontsaina sy ara-pahalalana 📖✨
✅ Fiaraha-monina mavitrika sy feno fifampizaràna 🤝
📍Ao amin’ny Centre de Développement Culturel – Besarety
⚡ Aza tara fa voafetra ny toerana !
Tongava misoratra anarana ary manokafa varavarana vaovao ho an’ny hoavinao ! 🚀


Salama isika mianakavy 🇲🇬Hafaliana ho anay eto amin’ny fikambanana Tokontany Be Malagasy ny manasa anao hanantona ety am...
26/05/2026

Salama isika mianakavy 🇲🇬

Hafaliana ho anay eto amin’ny fikambanana Tokontany Be Malagasy ny manasa anao hanantona ety amin’ny Cultural & Development Center - Tokontany Be Malagasy hiaraka hiombon’antoka aminay amin’ny asa fampandrosoana lovain-jafy azo tsapain-tànana.

Miantso anareo mpanao asa tànana sy mpanao kanto isan-karazany hifarimbona amin’ireo hetsika efa misy dia ny:
Tour Be Mada
Tokontany Be Malagasy - Mandarin
Fafihai
Sy ireo hafa Hitanao ao amin’ny Tokontany Be Malagasy - Pejy ofisialy


Address

II T 37 Besarety
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cultural & Development Center - Tokontany Be Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category